Mila anao (Jaojoby)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity fotoana anilako anao. Ndao hiaraka
Hitenty tontolo , hiaina donia, hampiaraka
Tsy handeha manokana eh , zaho oh
Tsy te ho jerijery
Tsy handihy manokana eh , zaho oh
Tsy te ho jerijery
Fa mila anao zaho
Refrain : Mila anao hiara-dia zaho ro
Mila anao hiara-dia zaho io
Ndao hiaraka
Hitenty tontolo , hiaina donia, hampiaraka
Tsy handeha manokana eh , zaho oh
Tsy te ho jerijery
Fa mila anao zaho
Ny antony dia eto an-tany mila namana eh
Zaza raikiy foana mitagny
Mila anao, maniry anao, mitady anao zaho ro eh
Refrain : Mila anao hiara-dia zaho rô
Mila anao hiara-dia zaho io
Handihy malesa, hisôma malesa
Tiako dihy mihatakata
Diantanatsika roa, tiako momba anao vaiavy eh ‘’somaigny zaka jiaby vady eh”
Sômao malesanao , antsika tsy hiafiafy
Tiako nininao
Tsara lovainjafy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jaojoby
Vangy : 711
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : oliviermrcl
Daty : 12/01/2023 19:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1571