Omeko anao ny foko (IMR'ON JI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                                                                                                
Mitoetra Ato ampo mangina
Ho manankery  ilay fitiavao
Lay mpamonjy be fitia
Fa Izay rehetra efa  nomenao  ahy  tety
Ireo zavantsoa be dia be
Fa robidy eo aminy fiainako Izay  mbola ho avy
Ankinoko eo aminao
Na fahoriana na  Ireo olanako  izay mianjady
Inoako fa mbola ho rava

Refrain)

Ny amiko rehetra efa natolotro ho anao
Ary omeko anao ny foko  (omeko anao ny foko
Ny tsara indrindra eo aminy fiainako  nafoiko  ho anao

2fois)
Na raho viana  ny fotoana hivereverenanao
Andriko na ho ela
Ety antany aho hanantanteraka  Izay nodidiana
Miandry  fona  izay iaviana
Tsy mba ho resy   na ho reraka  na koa hoe ho kivy
Miandry  lay famonjena
Refrain)
Ny amiko rehetra efa natolotro ho anao
Ary omeko anao ny foko  (omeko anao ny foko
Ny tsara indrindra eo aminy fiainako  nafoiko  ho anao
Ary omeko anao ny foko (omeko anao ny foko

Ny amiko rehetra efa natolotro ho anao
Ary omeko anao ny foko  (omeko anao ny foko
Ny tsara indrindra eo aminy fiainako  nafoiko  ho anao
Ary omeko anao ny foko (omeko anao ny foko
--------
Rohy:
Hevitra
imr'on ji ( 23/05/2015 11:20)
fiainako rehetra dia omeko an'i Kristy mpamonjy
imr'on ji ( 05/06/2015 09:32)
raha misy manana hevitra dia mba manolora hevitra arak'izay mety
hery ( 05/06/2015 10:22)
Mba andefaso mp3 hoe
marunasamura ( 09/06/2015 15:16)
ny tononkira aloha no nalefa aloha fa ny mp3 ao aoariana kely ao tsy ho ela
marunasamura ( 09/06/2015 15:17)
ho hitanao ao amin'ny youtube video
marunasamura ( 09/06/2015 15:18)
ho hitanao ao amin'ny youtube video
imr'on ji ( 17/08/2015 11:58)
efa ao amin'ny youtube ny audio nio hira io (titre omeko anao ny foko (imr'on ji )mankasitraka tompoko
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IMR'ON JI
Vangy : 3314
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : imr'on ji
Daty : 23/05/2015 11:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9341