Tolory tanana (IMR'ON JI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tolory tanana ity tenanay kamboty
Tsy mba manana an’iza mba hibanjina
Fa toa irery fona anie tsy mba afaka mioty
Tsy misy hajinja na hafafy
Refrain )
Ka tolory re ny tananao
Fa mijaly izy honena
Fa mba miangavy aho mitalao aza avela
(aza avela irery)
Ianao irery no azoko antenaina tsy manan’izay ho lazaina
Ka tolory ny tananao izay tsy mandao.
2fois)
Efa resiny fiainanao tsy afa miady lany hery
Inty re aho mitady (inty re aho mitady anao)
Mitongilam-bitana
Tsy mananjara velively
Ranomaso fona no mameno (Ranomaso fona no mameno)

Lay masoandro mamiratra hiposaka ho ahy maraina vao
Fanilo ny fiainana ny ho avy
Zaho matoky fa ianao ilay antony ny ho avy)
Hialoka eo ambany elatrao aho


(RFR)(sns
Ka tolory re ny tananao
Fa mijaly izy honena
Fa mba miangavy aho mitalao aza avela
(aza avela irery)
Ianao irery no azoko antenaina tsy manan’izay ho lazaina
Ka tolory ny tananao izay tsy mandao.
3fois)
Ny ao ampoko efa fantatrao tsy misy miafina na kely
Na eo aminy fiainako hatrizao
Faniriko ny eo anilanao Ho maivana ireo alahelo
Na tato ampoko narary izay tsy hita fery

Hirifiry tsy zakako mampitaraina mampahory
Mahatsiaro mandreraka ihany
Ny tananao no iriko tsy hatsapa
Hanasitrana ka mba tolory
Lay feno fanavotana ahy jeso (sns
REFRAIN )
Ka tolory re ny tananao
Fa mijaly izy honena
Fa mba miangavy aho mitalao aza avela
(aza avela irery)
Ianao irery no azoko antenaina tsy manan’izay ho lazaina
Ka tolory ny tananao izay tsy mandao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IMR'ON JI
Vangy : 1455
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : imr'on ji
Daty : 23/05/2015 12:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0804