Ianao no fitahiana (IMR'ON JI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voasedra teny lava aho
fahoriana tsy eo anilanao

(tsy eo anilanao  tsy eo anilanao)

fa isanandro aho hitanao
tsy afa-bela ambabany masoandro

(fa mba miandrahandra fiainambaovao)

fa mba mitady fitahiana aho
mieritreritra anizay mba ho avy
tantano aminy tananao mahery aho
arovy tsara mba tsy ho lavo

Refrain)

Ianao no fitahiana
Ianao no fiaviana
Ianao lay tompo ekeko ho mpamonjy ahy
eny ny hoaviko any aoriana
eo antananao tsy hisy ho very
ianao no miady fa izaho kosa hangina
misy anao ka tsy lavo aho.

2fois
fantatrao aho na tsy miteny
ny ato ampoko na tsy miloaka

(fa manantena fona anao)TCHANON

fa ireny ditra sy ny rendrarendra
nandiso lalana ahy ka zao aho manenina

( ka hiova anie aho olom-baovao) TCHANON

fa sanatria aloha raha ny hanadino
na hoe hanalavitra ny tavanao
fa vedesiko ato ampoko
ireo soa vitanao tsy ho adino

Refrain)

Ianao no fitahiana
Ianao no fiaviana
Ianao lay tompo ekeko ho mpamonjy ahy
eny ny hoaviko any aoriana
eo antananao tsy hisy ho very
ianao no miady fa izaho kosa hangina
misy anao ka tsy lavo aho.
INSTRU........
Refrain)

Ianao no fitahiana
Ianao no fiaviana
Ianao lay tompo ekeko ho mpamonjy ahy
eny ny hoaviko any aoriana
eo antananao tsy hisy ho very
ianao no miady fa izaho kosa hangina
misy anao ka tsy lavo aho..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IMR'ON JI
Vangy : 1196
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : imr'on ji
Daty : 11/02/2015 09:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0773