You are here: home > Tononkira > IMR'ON JI

Tsy ho resy (IMR'ON JI)

https://tononkira.serasera.org/hira/imron-ji/tsy-ho-resy

Aoka anefa ho fantatrao fa ny any aoriana
no ahitana fifaliana
ho masoandro miposaka ho anao

ka aza mora kivy ianao na sorena
fa ny anjaranao tsy ho very
raha mbola ianao manantena

hifarana hatreo koa ireo fijaliana
hisolo fihobiana hisolo fihobiana

Refrain)

asandrato hatreo lay fo feno fitokiana
fa ireo mpanantena tsy ho resy
fa mbola manana an'ilay mahery
ireo zay manampahendrena tsy ho diso
fa manaraka an'izay mahintsy
aminy lalana ho diaviny.


2fois
mino anefa ianao fa any amparany any
mbola hisy hatsarana eo aminy fiainantononkira.serasera.orgao
anio aloha ianao variana sy sondriana
malahelo mitanisa ireny lasanao fa vita

indro anefa ireo olana aminao
hisolo fahagaga ho eo aminy fiananao.

Refrain)

asandrato hatreo lay fo feno fitokiana
fa ireo mpanantena tsy ho resy
fa mbola manana an'ilay mahery
ireo zay manampahendrena tsy ho diso
fa manaraka an'izay mahintsy
aminy lalana ho diaviny.

asandrato hatreo lay fo feno fitokiana
fa ireo mpanantena tsy ho resy
fa mbola manana an'ilay mahery
ireo zay manampahendrena tsy ho diso
fa manaraka an'izay mahintsy
aminy lalana ho diaviny.
hmm. hmm.hmm mm

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : IMR'ON JI
Mpamaky : 733
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : imr'on ji
Tamin'ny : 24/02/2015 14:04:13
ID : 7201

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo