Hoanao irery (IMR'ON JI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jsjih zay ao antsaiko no ambarako anao
fa ny aty tsy mahasaraka anao
fa ho doria tsy ho soloiko
tsy atakalo eny fa ianao ihany
Refrain)
Ho tia anao aho
ary ho mandrakizay
efa hoanao irery manomboka tononkira.serasera.org androany
ary ho fifaliana
hoanao ry tiana
ianao irery tsy misy fiafarany tsy misy fiafarany
2fois
ireo hadisoana rehetra nataoko
ho adinoiko tsy hanana tantara
fa ny antsika fitia efa anjara
ilay fitia efa anjara
Refrain)
Ho tia wrbg anao aho
ary ho mandrakizay
efa hoanao irery manomboka androany
ary ho fifaliana
hoanao ry tiana
ianao irery tsy misy fiafarany tsy misy fiafarany
3fois
mitory tynogprz fitia lay fihetsika ataoko
te mba hialaza hoe zaho efa babo
fa ny aoariana no hanatsana
no hanatsarana
Refrain)
Ho tia anao aho
ary ho mandrakizay
efa hoanao irery manomboka androany
ary ho fifaliana
hoanao ry tiana
ianao irery tsy misy fiafarany tsy misy fiafarany
ho ou ou ou ou ou
tsy misy fiafarany

--------
Rohy: