Tsy misy asoloko anao (IMR'ON JI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitia mafy orina ka tsy ho ritra
no omeko anao tsy mety ho lany
Fa n'iza n'iza milaza tsy ho tia
tsy ho rarahiko f'ianao no tiko

Refrain )
Tsy misy asoloko anao raha mbola fitia
f'ianao no tiko ianao tiko
na maro ireo olana sedraina tsy mampanahy
fa ny antsika 'lay fitia efa ho doria

Fa ireo toky sy ireo dina
tena avy ao ampoko ekeko avokoa
anio ilazako fa tia
tsy vazivazy fa anaty

Refrain )
Tsy misy asoloko anao raha mbola fitia
f'ianao no tiko ianao tiko
na maro ireo olana sedraina tsy mampanahy
fa ny antsika 'lay fitia efa ho doria

tsy misy hanaka ahy am safidiko
fa mafy ilay fitia natolotro ho andry


Refrain )
Tsy misy asoloko anao raha mbola fitia
f'ianao no tiko ianao tiko
na maro ireo olana sedraina tsy mampanahy
fa ny antsika 'lay fitia efa ho doria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IMR'ON JI
Vangy : 1992
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : imr'on ji
Daty : 14/05/2016 18:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0768