Hanaraka anao (IMR'ON JI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ekeny saiko ny hanadino fona ireo fotoana
izay izay nandaozanao ahy
niady mangina izaho nilaozanao ry tiana
tsy nahitan-teny izay hambara
Refrain)
Fa ny hanaraka anao
no fanirian'ity fo .. ....
fa mba mitady hafanana
tsy lavitra fa eo anilanao
Fa ny hanaraka anao
no fanirian'ity fo .. ....
fa mba mitady hafanana
tsy lavitra fa eo anilanao
2foi)
mahalasa saina
ny mibanjina ireo sarinao
izay maneho maso ahy
toa tsy mampino
hoe zaho hahavita ny hoe hanadino
satria ho lavitra anao
Refrain)
Fa ny hanaraka anao
no fanirian'ity fo .. ....
fa mba mitady hafanana
tsy lavitra fa eo anilanao
Fa ny hanaraka anao
no fanirian'ity fo .. ....
fa mba mitady hafanana
tsy lavitra fa eo anilanao
--------
Rohy: