Ekeko (IMR'ON JI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny amiko tumyv clhrscbj rehetra omeko anao
Tsy misy fetra natokako ho anao
Eny aza tsiny ireo taloha
ireo teny mafy izay nandratra ny ao ampo
Fa ho tantara ireo izay efa vita
fa hanavao indray izay mety ho paradisa
fa ho voakolo ilay fitia
Haharitra mba ho doria
an an an an an
an an an an an
(REFRAIN)
Ekeko aky
ny amiko ho andry
ho feno fifaliana
Eny ho doria ny amiko sy ho anao
ny amiko sy ho anao
ny amiko sy ho anao
2fois
Tsampako tena mafy ny mitia
izany indrindra no tononkira.serasera.org anolorako ho andry
ny tena fitia izay tsy sangy
fitiavana izay tsy mety hangina
Tsy noterena
na sanatria antendro
no ambarako andry
fa xpnput avy ato ampo tsy ho soloiko
fitiavana izay tsy mety hiova loko
an an an an an
an an an an an
(REFRAIN)
Ekeko aky
ny amiko ho andry
ho feno fifaliana
Eny ho doria ny amiko sy ho anao
ny amiko sy ho anao
ny amiko sy ho anao
(REFRAIN)
Ekeko aky
ny amiko ho andry
ho feno fifaliana
Eny ho doria ny amiko sy ho anao
ny amiko sy ho anao
ny amiko sy ho anao
Tsy misy fetra natokako ho anao
Eny aza tsiny ireo taloha
ireo teny mafy izay nandratra ny ao ampo
Fa ho tantara ireo izay efa vita
fa hanavao indray izay mety ho paradisa
fa ho voakolo ilay fitia
Haharitra mba ho doria
an an an an an
an an an an an
(REFRAIN)
Ekeko aky
ny amiko ho andry
ho feno fifaliana
Eny ho doria ny amiko sy ho anao
ny amiko sy ho anao
ny amiko sy ho anao
2fois
Tsampako tena mafy ny mitia
izany indrindra no tononkira.serasera.org anolorako ho andry
ny tena fitia izay tsy sangy
fitiavana izay tsy mety hangina
Tsy noterena
na sanatria antendro
no ambarako andry
fa xpnput avy ato ampo tsy ho soloiko
fitiavana izay tsy mety hiova loko
an an an an an
an an an an an
(REFRAIN)
Ekeko aky
ny amiko ho andry
ho feno fifaliana
Eny ho doria ny amiko sy ho anao
ny amiko sy ho anao
ny amiko sy ho anao
(REFRAIN)
Ekeko aky
ny amiko ho andry
ho feno fifaliana
Eny ho doria ny amiko sy ho anao
ny amiko sy ho anao
ny amiko sy ho anao
--------
Rohy:
Hevitra
imr'on ji
(
24/02/2016 08:07)
Mankasitra e ho an'i Serasera.org
