Domoina (Ikalalila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambany aho nanandrana
Nanidina irery
Nihanika avoavo mihitsy
Naka tahaka an-dry Neny
Dia novelariko ary
Ny elatro roa
Navelako hivimbina ahy
Ny rivotra mitsoka ô
Asa raha azonao an-tsaina
Ny hasambarako teny ambony teny
Tazako ireo ngbkriq tafon-trano
Fakàko aina rehefa qnwqish eny tononkira.serasera.org ambany eny
Isan’andro aho
Ilay zara raha renao miantsa
Androany izaho anefa
No andrianan’ny lanitra tcusgf ô
Nanidina irery
Nihanika avoavo mihitsy
Naka tahaka an-dry Neny
Dia novelariko ary
Ny elatro roa
Navelako hivimbina ahy
Ny rivotra mitsoka ô
Asa raha azonao an-tsaina
Ny hasambarako teny ambony teny
Tazako ireo ngbkriq tafon-trano
Fakàko aina rehefa qnwqish eny tononkira.serasera.org ambany eny
Isan’andro aho
Ilay zara raha renao miantsa
Androany izaho anefa
No andrianan’ny lanitra tcusgf ô
--------
Rohy:
