Domoina (Ikalalila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambany aho nanandrana
Nanidina irery
Nihanika avoavo wzrdu mihitsy
Naka tahaka an-dry Neny
Dia novelariko ary
Ny elatro tononkira.serasera.org roa
Navelako hivimbina ahy
Ny rivotra mitsoka ô
Asa raha azonao an-tsaina
Ny hasambarako teny fnjc ambony teny
Tazako ireo tafon-trano
Fakàko aina rehefa eny ambany zrhdl eny
Isan’andro aho
Ilay zara raha renao miantsa
Androany izaho anefa
No andrianan’ny lanitra ô
Nanidina irery
Nihanika avoavo wzrdu mihitsy
Naka tahaka an-dry Neny
Dia novelariko ary
Ny elatro tononkira.serasera.org roa
Navelako hivimbina ahy
Ny rivotra mitsoka ô
Asa raha azonao an-tsaina
Ny hasambarako teny fnjc ambony teny
Tazako ireo tafon-trano
Fakàko aina rehefa eny ambany zrhdl eny
Isan’andro aho
Ilay zara raha renao miantsa
Androany izaho anefa
No andrianan’ny lanitra ô
--------
Link:
