Domoina (Ikalalila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambany aho nanandrana
Nanidina irery
Nihanika avoavo mihitsy
Naka tahaka an-dry Neny
Dia novelariko ary
Ny elatro roa
Navelako hivimbina ahy
Ny rivotra mitsoka ô
Asa raha azonao an-tsaina
Ny hasambarako teny ambony sykqj teny
Tazako ireo tafon-trano
Fakàko tononkira.serasera.org aina yeacj hnppl rehefa eny ambany eny
Isan’andro aho
Ilay zara raha renao miantsa
Androany izaho anefa
No andrianan’ny lanitra ô
Nanidina irery
Nihanika avoavo mihitsy
Naka tahaka an-dry Neny
Dia novelariko ary
Ny elatro roa
Navelako hivimbina ahy
Ny rivotra mitsoka ô
Asa raha azonao an-tsaina
Ny hasambarako teny ambony sykqj teny
Tazako ireo tafon-trano
Fakàko tononkira.serasera.org aina yeacj hnppl rehefa eny ambany eny
Isan’andro aho
Ilay zara raha renao miantsa
Androany izaho anefa
No andrianan’ny lanitra ô
--------
Lien:
