Nosy (Ikalalila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manàna toky
Fa vetivety ihany izahay dia gqbbo hody
Enga anie mba samy ho velon'aina
Dia hihaona indray
Aleho halazo any hihitsan-dravina ny lisy
Na ho lasa mitapy ny tany aza hihodin-kavia
Ho hitanay ihany ny làlana mankany
Mankany
Revin-gadra omaly
Ny hanitsaka indray imdm ity nosy mamy
Antenainay samy tojo izay niriany hatrizay
Aleho tononkira.serasera.org halazo any hihitsan-dravina ny lisy
Edena iray vaovao no ho antsika
Na ho lasa mitapy ny tany aza hihodin-kavia
Ho hitanay bnvnr ihany ny làlana mankany
Mankany
Enga anie
Enga anie mba...

--------
Rohy: