Ranomason’ny omaly (Ikalalila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny fa tazako mikoriana
Mikodia manaraka indray ny riaka
Handeha hamonjy renirano any
Ilay ranomaso nalatsako omaly
Tongany any izay ilay hafatro
Ireo alahelo nampitondraiko azy
Nentiny an-dranomasina any
Mba ho atakalony soa sy mamy
Any izy izay nivadika onja kely
Izaho xemdlx aty mba efa lasa netinety
Iny, iny ! Jereo fa midola
Entin’ny onja mihataka mora
Efa nosoloiny tsiky svnzzry mantsy
Ilay ubfc ranomaso nalatsako omaly
Tononkira tononkira.serasera.org sy feony : Lila Ratoveloniaina
Mikodia manaraka indray ny riaka
Handeha hamonjy renirano any
Ilay ranomaso nalatsako omaly
Tongany any izay ilay hafatro
Ireo alahelo nampitondraiko azy
Nentiny an-dranomasina any
Mba ho atakalony soa sy mamy
Any izy izay nivadika onja kely
Izaho xemdlx aty mba efa lasa netinety
Iny, iny ! Jereo fa midola
Entin’ny onja mihataka mora
Efa nosoloiny tsiky svnzzry mantsy
Ilay ubfc ranomaso nalatsako omaly
Tononkira tononkira.serasera.org sy feony : Lila Ratoveloniaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IkalalilaVangy : 1557
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 25/07/2024 17:55
