Ririnina (Ikalalila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangina
Manjavonjavona
Marain-dririnina
Mangatsiaka
Manerikerika
Alin-dririnina
Mihisàna ary aty
Hifampiankina
Haka hafanana akia
Hifaneritery amoron'afo wrurexo eto isika
Ireto rahona
Ahiako tsy hisava
Hanjombona ny lanitra
Hiondrikondrika aho
Ho maloka endrika aho, hoy aho
Fa diso qszx maizina ny tany
Iangaviako ary ianao
Hanakaiky ahy
Hitady hazavana izao
Sao tononkira.serasera.org hamiratra hanjary ho masoandroko ianao
Na hisy ranomandry mihitsy xuczmrpm aza
Rehefa tsy hety hifoha "Ingahy Masoandro"
Raha izay lohataona baliaka any akia
Tsy atakaloko ririnina raha...
Raha miaraka isika !
Tononkira : Lila Ratoveloniaina
Feony : Lila Ratoveloniaina, Tsiry Ratoveloniaina
Manjavonjavona
Marain-dririnina
Mangatsiaka
Manerikerika
Alin-dririnina
Mihisàna ary aty
Hifampiankina
Haka hafanana akia
Hifaneritery amoron'afo wrurexo eto isika
Ireto rahona
Ahiako tsy hisava
Hanjombona ny lanitra
Hiondrikondrika aho
Ho maloka endrika aho, hoy aho
Fa diso qszx maizina ny tany
Iangaviako ary ianao
Hanakaiky ahy
Hitady hazavana izao
Sao tononkira.serasera.org hamiratra hanjary ho masoandroko ianao
Na hisy ranomandry mihitsy xuczmrpm aza
Rehefa tsy hety hifoha "Ingahy Masoandro"
Raha izay lohataona baliaka any akia
Tsy atakaloko ririnina raha...
Raha miaraka isika !
Tononkira : Lila Ratoveloniaina
Feony : Lila Ratoveloniaina, Tsiry Ratoveloniaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IkalalilaVangy : 1328
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 25/07/2024 18:01
