Anelanelantsika (Ikalalila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masoandro qrkuc aza efa im-piry izay no nody
Navelako nandeha
Somary reradreraka aho mijoro
Ka mba hitsotsotra kely

Hihira aho
Dia hoakatoko ny trano
Tsy ahenoako
Ny fahanginana iadivako
Mbola eo anelanelantsika roa

Ka mandra-piandry anao ouyfwnm handondona
Ao am-baravarana ao
Alohan'ny hitsanganako hifoha
Handeha hamoa anao

Hikipy aho
Dia wslzqe hopihiko ny jiro
Tsy ahitako
Ny halavirana tsy todiko
Mbola eo tononkira.serasera.org anelanelantsika roa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ikalalila
Vangy : 173
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalalila
Daty : 17/05/2026 10:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0427