Anelanelantsika (Ikalalila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masoandro aza efa im-piry izay uhaveczs no nody
Navelako nandeha
Somary reradreraka aho tononkira.serasera.org mijoro
Ka mba hitsotsotra kely
Hihira aho
Dia hoakatoko ny trano
Tsy ahenoako
Ny fahanginana iadivako
Mbola eo anelanelantsika roa
Ka mandra-piandry anao handondona
Ao am-baravarana ao
Alohan'ny hitsanganako hifoha
Handeha hamoa anao
Hikipy aho
Dia hopihiko ny jiro
Tsy hljhugtn ahitako
Ny halavirana tsy todiko
Mbola eo anelanelantsika roa vxhvyvbm
Navelako nandeha
Somary reradreraka aho tononkira.serasera.org mijoro
Ka mba hitsotsotra kely
Hihira aho
Dia hoakatoko ny trano
Tsy ahenoako
Ny fahanginana iadivako
Mbola eo anelanelantsika roa
Ka mandra-piandry anao handondona
Ao am-baravarana ao
Alohan'ny hitsanganako hifoha
Handeha hamoa anao
Hikipy aho
Dia hopihiko ny jiro
Tsy hljhugtn ahitako
Ny halavirana tsy todiko
Mbola eo anelanelantsika roa vxhvyvbm
--------
Lien:
