Anelanelantsika (Ikalalila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masoandro aza efa im-piry izay no nody
Navelako nandeha
Somary reradreraka aho mijoro
Ka mba hitsotsotra mvozadzd kely
Hihira aho
Dia hoakatoko ny rrgjxfu trano
Tsy ahenoako
Ny fahanginana iadivako
Mbola eo anelanelantsika roa
Ka mandra-piandry anao handondona
Ao bnlacxwj am-baravarana ao
Alohan'ny hitsanganako hifoha
Handeha hamoa anao
Hikipy aho
Dia hopihiko tononkira.serasera.org ny jiro
Tsy ahitako
Ny halavirana tsy todiko
Mbola eo anelanelantsika roa
Navelako nandeha
Somary reradreraka aho mijoro
Ka mba hitsotsotra mvozadzd kely
Hihira aho
Dia hoakatoko ny rrgjxfu trano
Tsy ahenoako
Ny fahanginana iadivako
Mbola eo anelanelantsika roa
Ka mandra-piandry anao handondona
Ao bnlacxwj am-baravarana ao
Alohan'ny hitsanganako hifoha
Handeha hamoa anao
Hikipy aho
Dia hopihiko tononkira.serasera.org ny jiro
Tsy ahitako
Ny halavirana tsy todiko
Mbola eo anelanelantsika roa
--------
Link:
