MASINA IANAO (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina Indrindra Ianao,
Tompo Andriamanitray,
Iombonanay Hoe : « haleloia »
Ho Anao Ray Zanaka Fanahy, Tsy Miova E,
Mandrakizay Hosana, Haleloia.
Ekenay, Ekenay Marina,
Fa Kristy No Hany Mpanalalana,
Fanahinao Masina Mampianatra Anay,
Izay Lalana Sy Anton’ny Fisianay,
Koa Amin’ny Fo Iray No Anambaranay Sy Anateranay Fa Ianao Tomponay,
Hamasino Ho Anao Ny Firaisanay,
Itandremanay Ireo Vokatry Ny Fanahy,
Na Afo, Rano Be Fantatray Fantatray,
Fanevanay Ilay Hoe : « indro Aho Momba Anareo »
Izay Nilofosanay jnkkmd Inoanay Rahatrizay,
Hody Fiadanana Haleloia,
Ianao Mazava Tokana, Tsy Miova E,
Mandrakizay Derainay, Haleloia.
Ekenay, Ekenay Marina,
Fa hwshr Kristy No Hany Mpanalalana,
Fanahinao Masina Mampianatra Anay,
Izay Lalana Sy Anton’ny Fisianay,
Koa mehy Amin’ny Fo Iray No Anambaranay Sy Anateranay Fa Ianao Tomponay,
Hamasino Ho Anao Ny Firaisanay,
Itandremanay Ireo Vokatry Ny Fanahy,
Na Afo, Rano Be Fantatray Fantatray,
Fanevanay tononkira.serasera.org Ilay Hoe : « indro Aho Momba Anareo »
Masina Indrindra Ianao,
Tompo Andriamanitray,
Iombonanay Hoe : « haleloia »
Ho Anao Ray Zanaka Fanahy, Tsy Miova E,
Mandrakizay Hosana, Haleloia.
Mandrakizay Hosana, Haleloia.
A/c : Rajaonarivelo Germain
©ilaynantenainy
Tompo Andriamanitray,
Iombonanay Hoe : « haleloia »
Ho Anao Ray Zanaka Fanahy, Tsy Miova E,
Mandrakizay Hosana, Haleloia.
Ekenay, Ekenay Marina,
Fa Kristy No Hany Mpanalalana,
Fanahinao Masina Mampianatra Anay,
Izay Lalana Sy Anton’ny Fisianay,
Koa Amin’ny Fo Iray No Anambaranay Sy Anateranay Fa Ianao Tomponay,
Hamasino Ho Anao Ny Firaisanay,
Itandremanay Ireo Vokatry Ny Fanahy,
Na Afo, Rano Be Fantatray Fantatray,
Fanevanay Ilay Hoe : « indro Aho Momba Anareo »
Izay Nilofosanay jnkkmd Inoanay Rahatrizay,
Hody Fiadanana Haleloia,
Ianao Mazava Tokana, Tsy Miova E,
Mandrakizay Derainay, Haleloia.
Ekenay, Ekenay Marina,
Fa hwshr Kristy No Hany Mpanalalana,
Fanahinao Masina Mampianatra Anay,
Izay Lalana Sy Anton’ny Fisianay,
Koa mehy Amin’ny Fo Iray No Anambaranay Sy Anateranay Fa Ianao Tomponay,
Hamasino Ho Anao Ny Firaisanay,
Itandremanay Ireo Vokatry Ny Fanahy,
Na Afo, Rano Be Fantatray Fantatray,
Fanevanay tononkira.serasera.org Ilay Hoe : « indro Aho Momba Anareo »
Masina Indrindra Ianao,
Tompo Andriamanitray,
Iombonanay Hoe : « haleloia »
Ho Anao Ray Zanaka Fanahy, Tsy Miova E,
Mandrakizay Hosana, Haleloia.
Mandrakizay Hosana, Haleloia.
A/c : Rajaonarivelo Germain
©ilaynantenainy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hosana Ambohijatovo FitiavanaVangy : 1599
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ilay7nantenainy
Daty : 13/04/2023 15:35
