MASINA IANAO (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina Indrindra Ianao,
Tompo Andriamanitray,
Iombonanay Hoe : « haleloia »
Ho Anao Ray Zanaka Fanahy, Tsy Miova E,
Mandrakizay Hosana, Haleloia.

Ekenay, Ekenay Marina,
Fa Kristy No Hany Mpanalalana,
Fanahinao Masina Mampianatra Anay,
Izay Lalana Sy Anton’ny Fisianay,
Koa Amin’ny Fo Iray No Anambaranay Sy Anateranay Fa Ianao Tomponay,
Hamasino Ho Anao Ny Firaisanay,
Itandremanay Ireo Vokatry Ny Fanahy,
Na Afo, Rano Be Fantatray Fantatray,
Fanevanay Ilay Hoe : « indro Aho Momba Anareo »

Izay Nilofosanay Inoanay Rahatrizay,
Hody Fiadanana Haleloia,
Ianao Mazava Tokana, Tsy Miova E,
Mandrakizay Derainay, Haleloia.

Ekenay, Ekenay Marina,
Fa Kristy No Hany Mpanalalana,
Fanahinao Masina Mampianatra Anay,
Izay Lalana Sy Anton’ny Fisianay,

Koa Amin’ny Fo Iray No Anambaranay Sy Anateranay Fa Ianao Tomponay,
Hamasino Ho Anao Ny Firaisanay,
Itandremanay Ireo Vokatry Ny Fanahy,
Na Afo, Rano Be Fantatray Fantatray,
Fanevanay Ilay Hoe : « indro Aho Momba Anareo »

Masina Indrindra Ianao,
Tompo Andriamanitray,
Iombonanay Hoe : « haleloia »
Ho Anao Ray Zanaka Fanahy, Tsy Miova E,
Mandrakizay Hosana, Haleloia.
Mandrakizay Hosana, Haleloia.

A/c : Rajaonarivelo Germain
©ilaynantenainy
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hosana Ambohijatovo Fitiavana
Hits : 1055
Likes : 0 Like
Created by : ilay7nantenainy
Date : 13/04/2023 15:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0708