Tsy hasaraka anao aho (Hira évangelique samy hafa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hasaraka anao aho Tompo ô!
Mandram-podiako any zovy lwkwrtk @nao any ê!
Tsy handao anao vldk aho Tompo ô!
Satria tiako Ianao
Fa ento Jesosy, mpanao asa maro
Mpanao fahagagana amin\\’ny olombelona
Natao tsy ho sitrana , tononkira.serasera.org sitrana ireo satacf marary
Endrey, endrey ,endrey
Tsy hasaraka .....
Ya kokolampy, ya mandehana
Mandehana anao akany
Fa ento tsy tanana anao
Fa ento tsy tananao fa tanan\\’i JESOSY
Mialà , mialà, miàla
Mandram-podiako any zovy lwkwrtk @nao any ê!
Tsy handao anao vldk aho Tompo ô!
Satria tiako Ianao
Fa ento Jesosy, mpanao asa maro
Mpanao fahagagana amin\\’ny olombelona
Natao tsy ho sitrana , tononkira.serasera.org sitrana ireo satacf marary
Endrey, endrey ,endrey
Tsy hasaraka .....
Ya kokolampy, ya mandehana
Mandehana anao akany
Fa ento tsy tanana anao
Fa ento tsy tananao fa tanan\\’i JESOSY
Mialà , mialà, miàla
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hira évangelique samy hafaVangy : 6941
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Missie
Daty : 04/12/2004 09:46
