Tsy nisy nahateraka ny ho resy (Hira évangelique samy hafa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy nateharaka ny ho resy
Sy hiondrika foana Handresy ny tany
Fa ho ilay andro izay nampandresy
Ny Tompo hanatanterak’izany

Androany aloha
Mety ho malomaloka tokoa
Tsy hamirapiratra ny tononkira.serasera.org fiainanao ê!
fa mitrakà
Fa ny tompo mampantsiahy
Tsy maintsy winzw hamiratra hbtpzgvx ny fiainao ê!

Tsy nisy nahateraka ny ho dwbdde resy
Hiondrika foana handresiy ny tany
Fa ho avy ilay andro izay hampandresy
Ny tompo no hanatanterak’izay

Fa mino aho
Fa ho ampitso vaovao
No hitsena sy hamiratra
Ny androm-piainanao ê!
Fa bon courazy
fa ny Tompo mahavita azy
Fa izy tsy hahafohy anao mandrakizayy
Eny oa ê!!!!!!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hira évangelique samy hafa
Hits : 7042
Likes : 0 Like
Created by : Missie
Date : 03/12/2004 13:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.2744