Tompo ô! Inty aho (Hira évangelique samy hafa)

Ovay ny foko
Ho tonga vaovao
Ovay ny foko
Ho toa ny anao

Ianao nahary ahy
Izaho olonao
Amboary aho tompo ô!
Zay no vavako
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/hira-evangelique-samy-hafa/tompo-o-inty-aho
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hira évangelique samy hafa
Vangy : 8742
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Missie
Daty : 03/12/2004 13:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.3632