Tsy hasaraka anao aho (Hira évangelique samy hafa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tononkira.serasera.org hasaraka anao aho Tompo ô!
Mandram-podiako svflv any zovy @nao any ê!
Tsy handao anao aho Tompo owoyw ô!
Satria tiako Ianao
Fa ento Jesosy, mpanao asa maro
Mpanao fahagagana amin\\’ny olombelona
Natao tsy ho sitrana , sitrana ireo marary
Endrey, endrey cqks ,endrey
Tsy hasaraka .....
Ya kokolampy, ya mandehana
Mandehana anao akany
Fa ento tsy tanana anao
Fa ento tsy tananao fa tanan\\’i JESOSY
Mialà , mialà, miàla
Mandram-podiako svflv any zovy @nao any ê!
Tsy handao anao aho Tompo owoyw ô!
Satria tiako Ianao
Fa ento Jesosy, mpanao asa maro
Mpanao fahagagana amin\\’ny olombelona
Natao tsy ho sitrana , sitrana ireo marary
Endrey, endrey cqks ,endrey
Tsy hasaraka .....
Ya kokolampy, ya mandehana
Mandehana anao akany
Fa ento tsy tanana anao
Fa ento tsy tananao fa tanan\\’i JESOSY
Mialà , mialà, miàla
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hira évangelique samy hafaHits : 6942
Likes : 1 Like
Created by : Missie
Date : 04/12/2004 09:46
