Maty Ho Vonjy (Hiakam-pamonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanora mba tsarovy ilay Jesoa
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Ry sakaiza mba miambena ianao
Sao ny devoly handavo anao
Sao ny devoly handavo anao
Ref: Fa ny famonjeny misy evcfaeam fetra ihany
Fa ny famonjeny misy fetra ihany
Sao tara ianao pdvhwxi mibebaha miovà
Dia horaisiny tononkira.serasera.org
Ry sakaiza mba tsarovy ilay Jesoa
Maty ho Vonjy nohon’ny orkkm helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Refrain
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Ry sakaiza mba miambena ianao
Sao ny devoly handavo anao
Sao ny devoly handavo anao
Ref: Fa ny famonjeny misy evcfaeam fetra ihany
Fa ny famonjeny misy fetra ihany
Sao tara ianao pdvhwxi mibebaha miovà
Dia horaisiny tononkira.serasera.org
Ry sakaiza mba tsarovy ilay Jesoa
Maty ho Vonjy nohon’ny orkkm helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Refrain
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hiakam-pamonjenaVangy : 2330
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : joycerayan
Daty : 18/03/2008 15:42
