You are here: home > Tononkira > Hiakam-pamonjena

Resy Lahatra (Hiakam-pamonjena)

Falifaly aho fa manana Anao
Voababonao ity foko ity  
Ny fitiavanao natolotrao ahy
Ampy ahy, Ampy ahy Ianao

Resy lahatr’Aho fa Ianao no ahy
Tsisy tokiko ankohatr’Anao
Fa Ianao Jesoa no hahasambatr’Ahy
Resy ltononkira.serasera.orgahatra aho Jesoa

Falifaly aho fa mbola eo Ianao
Eo Ianao hiaro sy hanampy ahy koa
Ny fahasoavanao homba ahy hatrany
Ampy ahy, Ampy ahy Ianao

Faly aho, Ravo koa, Faly aho,
Resy lahatra aho Jesoa
Resin’ny fitiavanao
Resy lahatra aho Jesoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hiakam-pamonjena
Mpamaky : 473
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : JS
Tamin'ny : 30/04/2018 14:57:43
ID : 10572

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo