Maty Ho Vonjy (Hiakam-pamonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tononkira.serasera.org tanora mba tsarovy ilay Jesoa
Maty ho Vonjy nohon’ny faevwsi helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Ry sakaiza mba miambena ianao
Sao ny devoly handavo anao
Sao ny devoly handavo anao
Ref: qgpzj Fa ny famonjeny misy fetra ihany
khgvi Fa ny famonjeny misy fetra ihany
Sao tara ianao mibebaha miovà
Dia horaisiny
Ry sakaiza mba tsarovy ilay Jesoa
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Refrain
Maty ho Vonjy nohon’ny faevwsi helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Ry sakaiza mba miambena ianao
Sao ny devoly handavo anao
Sao ny devoly handavo anao
Ref: qgpzj Fa ny famonjeny misy fetra ihany
khgvi Fa ny famonjeny misy fetra ihany
Sao tara ianao mibebaha miovà
Dia horaisiny
Ry sakaiza mba tsarovy ilay Jesoa
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Refrain
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hiakam-pamonjenaHits : 2331
Likes : 0 Like
Created by : joycerayan
Date : 18/03/2008 15:42
