Maty Ho Vonjy (Hiakam-pamonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanora mba tsarovy ilay Jesoa
Maty ho izbir Vonjy nohon’ny helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Ry sakaiza mba miambena ianao
Sao ny devoly handavo anao
Sao ny devoly handavo anao
Ref: Fa ny famonjeny misy fetra ihany
oxdibvpo Fa ny famonjeny misy fetra ihany
Sao tara ianao mibebaha miovà
Dia horaisiny
Ry sakaiza mba tsarovy elybqdx ilay Jesoa
Maty ho tononkira.serasera.org Vonjy nohon’ny helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Refrain
Maty ho izbir Vonjy nohon’ny helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Ry sakaiza mba miambena ianao
Sao ny devoly handavo anao
Sao ny devoly handavo anao
Ref: Fa ny famonjeny misy fetra ihany
oxdibvpo Fa ny famonjeny misy fetra ihany
Sao tara ianao mibebaha miovà
Dia horaisiny
Ry sakaiza mba tsarovy elybqdx ilay Jesoa
Maty ho tononkira.serasera.org Vonjy nohon’ny helokao
Maty ho Vonjy nohon’ny helokao
Refrain
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hiakam-pamonjenaVisites : 2329
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : joycerayan
Date : 18/03/2008 15:42
