Hanitr'i Kristy (Hiakam-pamonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao 'zayhay miantso anao
oooo mba hanolo-tena
Hanara-dia sy hanompo
Hanompo anao ry Jesoa Tia

Ka inty aho Jesoa
Manolo-tena ho anao
hankatoa ny didinao e
satria mpianatrao
Tano raiso hanjakao
'ty foko babonao
Ho tena hanitr'i Kristy

Vonona ary sahy koa
oooo ny tena fo fanahy
Tsy handrarak'ilo mby an-doha
Fa mba tena ho fanilo mpanazava
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hiakam-pamonjena
Vangy : 1600
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JS
Daty : 23/10/2017 12:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.215