Azo ny famonjena (Hanitry ny Miora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
azo ny famonjena nahita fandresena
izao rehetra izao sy ny ckyficea mponina aminy
niala ngocu ny xwxcnlo fangejana olombaovao
ny fireharehana efa lo izao
f'ilay zoky be tononkira.serasera.org fitia
no indro ao am-poko ao
fitiava-namana,fifankatiavana
efa tontosako izao
firahalahiana,fandriampahalemana
no indro miposaka izao
ray be fiantra o
na dia teo aza ireo satana
mpanimba sy mpisompatra
ireo dianay
hianao anie hanala azy ireo
ny fangejana lehibe
amin'ny alalan'ilay zanakao
mpamonjy anay
A/C:STK JEROSALEMA VAOVAO FARATSIHO
izao rehetra izao sy ny ckyficea mponina aminy
niala ngocu ny xwxcnlo fangejana olombaovao
ny fireharehana efa lo izao
f'ilay zoky be tononkira.serasera.org fitia
no indro ao am-poko ao
fitiava-namana,fifankatiavana
efa tontosako izao
firahalahiana,fandriampahalemana
no indro miposaka izao
ray be fiantra o
na dia teo aza ireo satana
mpanimba sy mpisompatra
ireo dianay
hianao anie hanala azy ireo
ny fangejana lehibe
amin'ny alalan'ilay zanakao
mpamonjy anay
A/C:STK JEROSALEMA VAOVAO FARATSIHO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitry ny MioraVangy : 363
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsihoarana07
Daty : 13/02/2025 22:08
