Azo ny famonjena (Hanitry ny Miora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
azo ny famonjena eznby nahita fandresena
izao rehetra izao sy ny mponina tononkira.serasera.org aminy
niala ny fangejana olombaovao
ny fireharehana pcfre efa lo izao
f'ilay zoky be fitia
no indro ao am-poko ao
fitiava-namana,fifankatiavana
efa tontosako izao
firahalahiana,fandriampahalemana
no indro miposaka izao
ray be fiantra o
na dia teo aza ireo satana
mpanimba sy mpisompatra
ireo dianay
hianao anie hanala azy ireo
ny fangejana lehibe
amin'ny alalan'ilay zanakao
mpamonjy anay
uocxb A/C:STK JEROSALEMA VAOVAO FARATSIHO
izao rehetra izao sy ny mponina tononkira.serasera.org aminy
niala ny fangejana olombaovao
ny fireharehana pcfre efa lo izao
f'ilay zoky be fitia
no indro ao am-poko ao
fitiava-namana,fifankatiavana
efa tontosako izao
firahalahiana,fandriampahalemana
no indro miposaka izao
ray be fiantra o
na dia teo aza ireo satana
mpanimba sy mpisompatra
ireo dianay
hianao anie hanala azy ireo
ny fangejana lehibe
amin'ny alalan'ilay zanakao
mpamonjy anay
uocxb A/C:STK JEROSALEMA VAOVAO FARATSIHO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitry ny MioraVisites : 364
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsihoarana07
Date : 13/02/2025 22:08
