Jesosy ô (Hanitry ny Miora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô!
Jesosy oh honeno ho anao
Ny fonay ho lapanao
Fa ianao no mahay manadio
Tefeo dorhbe ny fonay ho mendrika anao
Jeso ilay teny tonga nofo
Misaotra anao fa sitrakao
Ny hamonjy anay
Jeso ilay iraky ny Ray cwaj derainay fa
Mandrakizay tononkira.serasera.org ny indrafonao
Fanjakanao mandrakizay
Tsy hay tohaina ny fahefana anananao
Fa mpanjaka ambony indrindra ianao
Mihoatra izao rehetra izao
Manjaka Jeso ato ampoko ianao
Fa ny foko tia mangetaheta anao
Jeso ny foko omeko ho anao
Jeso ianao nilaza fa
Raha misy iray miantso anao
Tsy ho lavinao
Jeso 'ty tamy aho ka sahy
Mba raiso lphyrv fa te ho isan'ny vahoakanao
Jesosy oh honeno ho anao
Ny fonay ho lapanao
Fa ianao no mahay manadio
Tefeo dorhbe ny fonay ho mendrika anao
Jeso ilay teny tonga nofo
Misaotra anao fa sitrakao
Ny hamonjy anay
Jeso ilay iraky ny Ray cwaj derainay fa
Mandrakizay tononkira.serasera.org ny indrafonao
Fanjakanao mandrakizay
Tsy hay tohaina ny fahefana anananao
Fa mpanjaka ambony indrindra ianao
Mihoatra izao rehetra izao
Manjaka Jeso ato ampoko ianao
Fa ny foko tia mangetaheta anao
Jeso ny foko omeko ho anao
Jeso ianao nilaza fa
Raha misy iray miantso anao
Tsy ho lavinao
Jeso 'ty tamy aho ka sahy
Mba raiso lphyrv fa te ho isan'ny vahoakanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitry ny MioraVangy : 409
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsihoarana07
Daty : 12/02/2025 22:12
