Ilay teninao (Hanitry ny Miora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vtzmj ILAY TENINAO
Toa tsy ho haiko
Ny hanadino ilay teninao
Zary rà ka mikoriana ao anatiko ao
Reo didinao Anatra avy Aminao
Mamiko ka ampiasaiko amin'izay atao
Ref:Ôoo, 'lay teninao, nambabo fo
Anatiko ao no mitoetra mahasoa
'lay teninao nanova ahy
Fiadanana mitoetra hitaiza hisgtx tononkira.serasera.org ny fanahy
Ny haizim-pito
Voatendry hizorako
Eo alohako ilay teny ho wkeuemyx faniloko
Raha karankaina
Ny tontolo honenako
Mbola hisy teny mamy ho fihinako
Toa tsy ho haiko
Ny hanadino ilay teninao
Zary rà ka mikoriana ao anatiko ao
Reo didinao Anatra avy Aminao
Mamiko ka ampiasaiko amin'izay atao
Ref:Ôoo, 'lay teninao, nambabo fo
Anatiko ao no mitoetra mahasoa
'lay teninao nanova ahy
Fiadanana mitoetra hitaiza hisgtx tononkira.serasera.org ny fanahy
Ny haizim-pito
Voatendry hizorako
Eo alohako ilay teny ho wkeuemyx faniloko
Raha karankaina
Ny tontolo honenako
Mbola hisy teny mamy ho fihinako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitry ny MioraVangy : 439
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsihoarana07
Daty : 12/02/2025 22:03
