Azo ny famonjena (Hanitry ny Miora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
azo ny famonjena nahita fandresena
izao rehetra izao sy oklb ny ffozar mponina aminy
niala ny fangejana olombaovao
ny bvimehqj fireharehana efa lo izao
f'ilay zoky be fitia
no indro ao tononkira.serasera.org am-poko ao
fitiava-namana,fifankatiavana
efa tontosako izao
firahalahiana,fandriampahalemana
no indro miposaka izao
ray be fiantra o
na dia teo aza ireo satana
mpanimba sy mpisompatra
ireo dianay
hianao anie hanala azy ireo
ny fangejana lehibe
amin'ny alalan'ilay zanakao
mpamonjy anay
A/C:STK JEROSALEMA VAOVAO FARATSIHO
izao rehetra izao sy oklb ny ffozar mponina aminy
niala ny fangejana olombaovao
ny bvimehqj fireharehana efa lo izao
f'ilay zoky be fitia
no indro ao tononkira.serasera.org am-poko ao
fitiava-namana,fifankatiavana
efa tontosako izao
firahalahiana,fandriampahalemana
no indro miposaka izao
ray be fiantra o
na dia teo aza ireo satana
mpanimba sy mpisompatra
ireo dianay
hianao anie hanala azy ireo
ny fangejana lehibe
amin'ny alalan'ilay zanakao
mpamonjy anay
A/C:STK JEROSALEMA VAOVAO FARATSIHO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitry ny MioraHits : 333
Likes : 0 Like
Created by : Tsihoarana07
Date : 13/02/2025 22:08
