Faly aho (Hanitry ny Miora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho,manana anao Jesoa!
Ilay vatolampiko
Ravoravo aho fa misy anao
/Faly aho
Hasambarana ho ahy ianao
Fa raha avy eo aloha
Jesoa!
No cbfqm mitarika ianao
Dia na inona no hiseho
Jesoa
Matoky aho raha toa
tantananao
HIAFARA AIZA RE?
MOA TSY EFA VERY AHO
NO NOTADIAVAINAO
MBA HO ISAN-JANAKAO
JESOA
KOA TEHIRIZO AHO
MBA HAHAY
HIFIKITRA AMINAO
qvtucuh JESOA
HITPETRA AMBANY
ELATRAO
Ho anao tononkira.serasera.org mandre io koa
Jesoa
Miantso hiaraka aminy
Apetraho eo aminy
avokoa ireo
Andro sisa iainanao
Jesoa hitantana anao izy e
Izy no ho ao aminao
Ka na ho ory ianao na faly
Jesoa
Vatolampy ho fialofanao
sxoiy A/C:NAMBININA NALISOA
Ilay vatolampiko
Ravoravo aho fa misy anao
/Faly aho
Hasambarana ho ahy ianao
Fa raha avy eo aloha
Jesoa!
No cbfqm mitarika ianao
Dia na inona no hiseho
Jesoa
Matoky aho raha toa
tantananao
HIAFARA AIZA RE?
MOA TSY EFA VERY AHO
NO NOTADIAVAINAO
MBA HO ISAN-JANAKAO
JESOA
KOA TEHIRIZO AHO
MBA HAHAY
HIFIKITRA AMINAO
qvtucuh JESOA
HITPETRA AMBANY
ELATRAO
Ho anao tononkira.serasera.org mandre io koa
Jesoa
Miantso hiaraka aminy
Apetraho eo aminy
avokoa ireo
Andro sisa iainanao
Jesoa hitantana anao izy e
Izy no ho ao aminao
Ka na ho ory ianao na faly
Jesoa
Vatolampy ho fialofanao
sxoiy A/C:NAMBININA NALISOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitry ny MioraVangy : 435
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsihoarana07
Daty : 13/02/2025 21:55
