Mamelà ny helokay (Hanitr'ilay Fo Tia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Andriamanitra o, mamelà ny helokay
Tsy mba mendrika fa mpanota izahay
nefa tononkira.serasera.org mba iantrao Tompo o
1) Tsy nihaino Anao izahay bcsfpjmk ry Tompo o
Fa nandao Anao ka tomany sy nnrczm nijaly
Ka vonjeo zdfiwu re
2) Be ireo taraina nifandrafatra aminao
Be ireo adin-tsaina nanoheranay Anao
Ka mifona e
3) 'Ndreto izahay mitalaho mampahonena
Miandrandra Anao o ry Tompo famonjena
Ka ampio re
Andriamanitra o, mamelà ny helokay
Tsy mba mendrika fa mpanota izahay
nefa tononkira.serasera.org mba iantrao Tompo o
1) Tsy nihaino Anao izahay bcsfpjmk ry Tompo o
Fa nandao Anao ka tomany sy nnrczm nijaly
Ka vonjeo zdfiwu re
2) Be ireo taraina nifandrafatra aminao
Be ireo adin-tsaina nanoheranay Anao
Ka mifona e
3) 'Ndreto izahay mitalaho mampahonena
Miandrandra Anao o ry Tompo famonjena
Ka ampio re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ilay Fo TiaVangy : 1188
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sumahefa
Daty : 20/11/2021 13:48
