Mamelà ny helokay (Hanitr'ilay Fo Tia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Andriamanitra o, mamelà ny hcbssg helokay
Tsy mba mendrika fa mpanota izahay
nefa mba iantrao Tompo o
1) Tsy nihaino Anao izahay ry Tompo o
Fa nandao Anao ka tomany sy nijaly
Ka vonjeo re
2) Be ireo taraina nifandrafatra aminao
Be tononkira.serasera.org ireo adin-tsaina nanoheranay Anao
Ka mifona cveockw e
3) 'Ndreto izahay mitalaho mampahonena
Miandrandra Anao o ry Tompo famonjena
Ka cyrrxkm ampio re
Andriamanitra o, mamelà ny hcbssg helokay
Tsy mba mendrika fa mpanota izahay
nefa mba iantrao Tompo o
1) Tsy nihaino Anao izahay ry Tompo o
Fa nandao Anao ka tomany sy nijaly
Ka vonjeo re
2) Be ireo taraina nifandrafatra aminao
Be tononkira.serasera.org ireo adin-tsaina nanoheranay Anao
Ka mifona cveockw e
3) 'Ndreto izahay mitalaho mampahonena
Miandrandra Anao o ry Tompo famonjena
Ka cyrrxkm ampio re
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitr'ilay Fo TiaHits : 1191
Likes : 1 Like
Created by : sumahefa
Date : 20/11/2021 13:48
