Mahareta (Hanitr'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina ve zany lalana hombana
Fa nidify teo lay hazavana
Ka mahatsiaro very sady reraka sy Hana
Toa tsy misy intsony fanantenana
O! Mitrakà ka jereo iny avhlrs lanitra iny
Ao Ilay Mpamonjy mahita izay mahazo anao
Ka na Sarotra aza izao lalana izao
Dia matokia fa Izy tsy hanary anao
O Mahareta ianao tohizo imcvrvf hatrany izao dianao izao
Fa ao ambadika ao ilay Kanana efa miandry anao
Ka na dia toa mafy loatra
Dia aoka ianao haharitra
F'ireny anie dia manamboatra anao handova lanitra
Aza manahy mandrosoa thkpxf hatrany hatrany
Esory ao antsaina ny hoe hiverin-dalana
Dia fikiro tononkira.serasera.org mafy ireo teny fikasany
Fa ny adinao tsy hoela dia hifarana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'i KristyVangy : 2283
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zoumiel
Daty : 17/06/2018 17:24