Firy firy moa izay (Hanitr'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Firyfiry moa izay toriteny izay
Efa henonao sy nirahirainao
Nefa ianao dia toa variana amin zmjbfd kilalao
Dia mihevitra fa hoe ,Mbola lava ny andro eto
Nefa fantatrao fa tsy tsara ny mihaina eto an-tany izao.Lasa ianao lasa any misaringitra any anaty fiainana feno aizina
Firy firy moa izay antso efa natao
Hamerina indray auons ireo ondry zgbjkyx izay nandao
F'ity tany ity anie tsy aharitra ela be
Fa misy vaovao tononkira.serasera.org izay nataony ho ahy sy ho anao
O fantatrao fa tsy tsara ny miaina eto an-tany izao
Asanao, asanao ny mana-pakevitra hiova hanaraka an'i Jeso

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitr'i KristyHits : 1051
Likes : 0 Like
Created by : tokytana1804
Date : 03/01/2023 09:54