Menatra aho (Hanitr'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Menatra aho
Toa tsy sahy anantona Anao
Vahotra, ny ao anatiko ao
Tsapako fa manindrona ao am-po
Ny vesatry ny otako.
Menatra aho, matahotra aho
Nefa ho aiza moa
Tompo ô, no haleako!
Ray ô, noho ny ràn'i Zanakao
Dia indro fa hufmk manantona aho.
Ref:
Fo maloto sy feno ratsy ka tsy mendrika ho Anao
Tena tsy mahatehotia fa lamba mihosin-drà
Mba qiln sasao tshrre amin'ny ràn'ilay Zanakao
Fa iriko ny ho madio sy vaovao.
....
Mino aho fa Ianao dia fitiavana
Ka handray sy hamela ahy
Reko fa izay manantona Anao
Dia tsy mba misy tononkira.serasera.org lavinao
Inty aho, fa vonona aho
Ho mpanomponao hatrizao sy ho mandrakizay!
Ray ô, mba fikiro mafy aho
Tsy hiala eo anilanao.
Ref:
Fo maloto sy feno ratsy ka tsy mendrika ho Anao
Tena tsy mahatehotia fa lamba mihosin-drà
Mba sasao amin'ny ràn'ilay Zanakao
Fa iriko ny ho madio sy vaovao.
Chœur:
Ray ô, mba fikiro mafy aho
Tsy hiala eo anilanao.
Ref:
Fo maloto sy feno ratsy ka tsy mendrika ho Anao
Tena tsy mahatehotia fa lamba mihosin-drà
(Mba sasao amin'ny ràn'ilay Zanakao)
Fa iriko ny ho madio sy vaovao.
...
Fa iriko ny ho madio sy vaovao
(Ho Anao...)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'i KristyVangy : 1575
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 21/01/2024 02:46