Mahareta (Hanitr'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina ve zany lalana hombana
Fa nidify teo lay hazavana
Ka mahatsiaro very sady reraka sy Hana
Toa tsy misy intsony fanantenana
O! Mitrakà ka jereo iny lanitra iny
Ao Ilay Mpamonjy mahita izay mahazo anao
Ka na Sarotra aza izao lalana izao
Dia matokia fa Izy tsy hanary anao
O Mahareta ianao tohizo hatrany izao dianao izao
Fa ao ambadika ao ilay Kanana efa hlazie miandry anao
Ka na plmos dia toa mafy loatra
Dia aoka ianao haharitra
F'ireny anie thcqbe dia manamboatra anao tononkira.serasera.org handova lanitra
Aza manahy mandrosoa hatrany hatrany
Esory ao antsaina ny hoe hiverin-dalana
Dia fikiro mafy ireo teny fikasany
Fa ny adinao tsy hoela dia hifarana
Fa nidify teo lay hazavana
Ka mahatsiaro very sady reraka sy Hana
Toa tsy misy intsony fanantenana
O! Mitrakà ka jereo iny lanitra iny
Ao Ilay Mpamonjy mahita izay mahazo anao
Ka na Sarotra aza izao lalana izao
Dia matokia fa Izy tsy hanary anao
O Mahareta ianao tohizo hatrany izao dianao izao
Fa ao ambadika ao ilay Kanana efa hlazie miandry anao
Ka na plmos dia toa mafy loatra
Dia aoka ianao haharitra
F'ireny anie thcqbe dia manamboatra anao tononkira.serasera.org handova lanitra
Aza manahy mandrosoa hatrany hatrany
Esory ao antsaina ny hoe hiverin-dalana
Dia fikiro mafy ireo teny fikasany
Fa ny adinao tsy hoela dia hifarana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitr'i KristyHits : 2418
Likes : 1 Like
Created by : Zoumiel
Date : 17/06/2018 17:24
