Firy firy moa izay (Hanitr'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Firyfiry moa izay toriteny izay
Efa henonao sy nirahirainao
Nefa ianao dia toa variana amin kilalao
Dia mihevitra fa hoe ,Mbola lava ny andro eto
Nefa fantatrao fa tsy tsara ny mihaina eto an-tany izao.Lasa ianao lasa any misaringitra any anaty qfrvhcl fiainana feno aizina
Firy vdrk firy moa izay antso efa natao
Hamerina indray ireo ondry izay nandao
F'ity tany ity anie tsy tononkira.serasera.org aharitra ela be
Fa misy vaovao izay nataony ho ahy sy ho anao
O fantatrao fa tsy tsara ny miaina eto an-tany izao
Asanao, asanao ny mana-pakevitra hiova mzrzjaev hanaraka an'i Jeso

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'i KristyVangy : 1055
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokytana1804
Daty : 03/01/2023 09:54