Firy firy moa izay (Hanitr'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Firyfiry moa izay toriteny izay
Efa henonao sy nirahirainao
Nefa ianao dia toa variana amin tononkira.serasera.org kilalao
Dia mihevitra fa hoe ,Mbola lava ny andro eto
Nefa uhzdiu fantatrao fa tsy tsara ny mihaina eto an-tany izao.Lasa ianao lasa any misaringitra any anaty fiainana feno aizina
Firy firy moa izay antso efa natao
Hamerina indray ireo ondry izay nandao
F'ity tany ity anie tsy aharitra ela be
Fa misy vaovao izay nataony ho ahy sy ho anao
O fantatrao fa tsy tsara ny miaina eto iytpvsd an-tany izao
Asanao, asanao ny mana-pakevitra ywto hiova hanaraka an'i Jeso

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitr'i KristyVisites : 1056
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokytana1804
Date : 03/01/2023 09:54