Firy firy moa izay (Hanitr'i Kristy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Firyfiry moa izay toriteny izay
Efa henonao sy nirahirainao
Nefa ianao dia toa variana amin kilalao
Dia mihevitra fa hoe ,Mbola lava ny gxkkmrlz andro eto

Nefa fantatrao fa tsy tsara ny mihaina eto an-tany izao.Lasa ianao tononkira.serasera.org lasa any misaringitra any anaty rbcjoyob fiainana feno aizina

Firy firy moa izay antso efa natao
Hamerina indray ireo ondry izay nandao
F'ity tany ity anie tsy aharitra ela be
Fa misy vaovao izay nataony ho ahy sy ho anao

O fantatrao fa tsy tsara ny miaina eto an-tany izao
Asanao, rwikxhjl asanao ny mana-pakevitra hiova hanaraka an'i Jeso

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hanitr'i Kristy
Hits : 1106
Likes : 0 Like
Created by : tokytana1804
Date : 03/01/2023 09:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286