Mahareta (Hanitr'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina ve zany lalana hombana
Fa nidify teo lay hazavana
Ka mahatsiaro very sady reraka sy aynz Hana
Toa tsy misy intsony fanantenana
O! Mitrakà ka jereo iny lanitra iny
Ao Ilay Mpamonjy mahita izay mahazo anao
Ka na Sarotra tononkira.serasera.org aza izao lalana izao
Dia matokia fa Izy tsy hanary anao
O Mahareta ianao tohizo hatrany izao dianao izao
Fa ao bkfvwzkx ambadika ao ilay Kanana efa wfueo miandry anao
Ka na dia toa mafy loatra
Dia aoka ianao haharitra
F'ireny anie dia manamboatra anao handova lanitra
Aza manahy mandrosoa hatrany hatrany
Esory ao antsaina ny hoe hiverin-dalana
Dia fikiro mafy ireo teny fikasany
Fa ny adinao tsy hoela dia hifarana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitr'i KristyVisites : 2416
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Zoumiel
Date : 17/06/2018 17:24