Ampidiro aloha ny tenimiafina
TOVOVAVIN’IARIVO (Hajaina 'Jex)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
Tovovavin’iarivo amin’izao mahatsapa tena
Fa tsara tarehy dia tsy mba miantra
Miseho ho fetsy, miseho ho sarotra takarina loatra
Manara-damoady, maharaka ny tany zpxgae mivoatra
Miaingitraingitra, tsy misakaiza amin’ny mahantra
Mitodika izay sendra azy
Fa tsara tarehy no namany izy ka malazy
Nefa mihemotra izay mahalala azy
Ny ao an-tranony tsy mahatana azy
Maroroka izy tyjedbs ka lalaoviny
Ny tovolahy mitovitovy zfufw taona aminy
Ny zokiny lavitra no tiany sahady
Hatram’ny efa manambady
Ref
Manomboka amin’ny taonany
Ny fanandrakandramana
Ny tononkira.serasera.org fitaoman-dratsin’ny namana
Amin’ny alina no fihaonany
Ny naman-dratsy anie mbola hivadika
Ny ditra anie mbola hivaly ry tovovan'Iarivo
HAJAINA 'JEX

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hajaina 'JexVangy : 1933
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ziona
Daty : 17/05/2014 10:23