Ampidiro aloha ny tenimiafina
TOVOVAVIN’IARIVO (Hajaina 'Jex)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
Tovovavin’iarivo amin’izao mahatsapa tena
Fa tsara tarehy dia tsy mba miantra
Miseho ho fetsy, miseho ho sarotra takarina loatra
Manara-damoady, maharaka ny tany mivoatra
Miaingitraingitra, tsy misakaiza amin’ny mahantra
Mitodika izay sendra jxxfxwps azy
Fa tsara tarehy no namany izy ka malazy
Nefa mihemotra izay mahalala azy
mbxybk Ny tononkira.serasera.org ao an-tranony tsy mahatana azy
Maroroka izy ka lalaoviny
Ny tovolahy mitovitovy taona aminy
Ny zokiny lavitra aqgpftu no tiany sahady
Hatram’ny efa manambady
Ref
Manomboka amin’ny taonany
Ny fanandrakandramana
Ny fitaoman-dratsin’ny namana
Amin’ny alina no fihaonany
Ny naman-dratsy anie mbola hivadika
Ny ditra anie mbola hivaly ry tovovan'Iarivo
HAJAINA 'JEX

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hajaina 'JexVisites : 1980
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ziona
Date : 17/05/2014 10:23