You are here: home > Tononkira > Hajaina 'Jex

OLON’NY FANAHY (Hajaina 'Jex)

https://tononkira.serasera.org/hira/hajaina-jex/olonny-fanahy

Ny fihantanao tsy foiko
Mendrika ho vetsoiko
Omeko anao ity vazo
Fitiavana tsy mihazohazo

Fiverenana:
Ianao ilay natao ho ahy
Olon’ny fanahy
TiakoTsiky dia ampy ny maha-ianao anao
Ny maha-izaho ahy tianao

Ny safonao mampody ny aiko
Mendrika ho hiraiko
Hainao ny mikarakara ahy
Mamelona aingam-panahy

Fiverenana in-3.


HAJAINA  ‘JEX

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hajaina 'Jex
Mpamaky : 919
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ziona
Tamin'ny : 17/05/2014 10:26:41
ID : 6561

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo