You are here: home > Tononkira > Hajaina 'Jex

ISAORAKO (Hajaina 'Jex)

Ref :
Isaorako Andriamanitra
Nampisy ny zava-drehetra
Isaorako Andriamanitra
Nanao fizahan-toetra

Isaorako Ianao ry Ray Tsitoha
Fa akaiky Ianao, akaiky tokoa
Amin’nTsiky dia ampyy alalan’i Jesoa Tompo
Isaorako Ianao fa mpanasoa

Ref

Ny fitondranao, ny fitaizanao
No mahasoa anay zanakao
Mahafantatranay indrindra Ianao
Lehibe indrindra ny fitiavanao

Ref

HAJAINA 'JEX

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hajaina 'Jex
Mpamaky : 936
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ziona
Tamin'ny : 17/05/2014 10:22:15
ID : 6566

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo