HOSANA (GROUPE TAMIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Hosana, Hosana
Hosana amin’ny Avo adkz indrindra
Hosana, Hosana,
Hosana amin’ny Avo indrindra
Couplé 1 :
Tazako ny Mpanjaka, mihovitra izao tontolo izao
Voninahitra, voninahitra ho Anao
Tsapako ny famindram-pony sy tononkira.serasera.org ny fitiavany ahy
Voavela ny ota ka ho hiraiko
Ref : Hosana, Hosana …
Couplé 2 :
Hisy taranaka voafidy, hitondra fifohazam-panahy
Hitsangana, uosqr hitsangana
Hisy fahagagana lehibe rehefa vontom-bavaka
Mandohalika, manandratra
Ref : Hosana, Hosana …
Mba sitrano pjfjaewq sy diovy ny foko, sokafy ny mason’ny fanahiko
Atoroy ny fomba fitia toa ny Anao
Indro ny amiko rehetra, ho entiko hampandroso ny fanjakanao
Ho tsara omana aho rehefa ho any Aminao
Ref : Hosana, Hosana …
(x2)
Hosana amin’ny Avo indrindra (x3)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GROUPE TAMIAVisites : 2432
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : 0341131376
Date : 28/12/2021 23:23